|
|
|
|

Entry1  fahamarainana
Part of speech  2  noun
Root  3  maraina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatongavan' ny maraina: Mahafinaritra ny fahamarainan' ny andro
Synonyms  5  hamaraina

Updated on 2025/07/29