|
|
|
|

Teny iditra1  faharoambinifolo
Singan-teny  2 faharoa, 3 amby, 4 folo
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 jereo faharoa amby ny folo [0]
Ohatra  7  dia fahenimbary, tapa-pahenina, fahatelompahenina na fahatelombata, fahefa-pahenina na fahefa-bata, fahadimimbata, fahenimbata, fahafitombata, fahavalombata, fahasivimbata, fahafolombata, faharaikambinifolony, faharoambinifolony, iny no fatam-bary ley alao hoe mahavoky azy 3 mianaka. [2.48#921]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11