|
|
|
|

Teny iditra1  fahasimbana
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fery amin'ny taova iray
5 tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 lésion
7 panne [1.13]
Ohatra  8  Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. [4.27#]
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  10 fahasimban'ny tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09