|
|
|
|

Entry (1/4)1  fahasivy
Part of speech  2  adjective
Root  3  sivy
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo
Explanations in French  6  [1.3] neuvième
Examples  7  [2.508] dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy;

Entry (2/4)8  fahasivy
Part of speech  9  noun
Root  10  sivy
Explanations in French  11  [1.3] neuf brasses

Entry (3/4)12  fahasivy
Part of speech  13  noun
Root  14  sivy
Explanations in French  15  [1.3] terme de Sikidy
Vocabulary  16  Beliefs
Analogs  17  sikidy

Entry (4/4)18  fahasivy
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Taimoro] fanahy, avelo
21  [1.78] [Bara] lolo, matoatoa
22  [1.1] [Betsileo] avelo, lolo
Explanations in English  23  [1.2] the ancestors, or spirits of the ancestors
Examples  24  [2.285] izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy";

Updated on 2025/08/10