Entry | 1 fahasondrianana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sondriana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Havarianana, harenohana |
Explanations in French |
5 [1.3#629] Le ravissement, la distraction |
Examples |
6 [2.59#] Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. |
Synonyms | 7 hasondrianana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |