|
|
|
|

Entry1  fahatelon-tanana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fahatelo, tanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy
Explanations in French  5  [1.3#139] le tiers des biens acquis en communauté durant le mariage; il appartient à la femme
Vocabulary  6  Law
Proverbs  7  Proverbs containing the word fahatelon-tanana

Updated on 2025/07/29