Entry | 1 fahatoranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety |
Explanations in French |
4 [1.13] évanouissement, perte de connaissance |
Examples |
5 [2.472#] Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. 6 [2.4#] Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. |
Root | 7 torana |
Anagrams | 8 fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |