|
|
|
|

Entry (1/3)1  fahavalo
Part of speech  2  adjective
Root  3  valo
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito
Explanations in French  7  [1.3] huitième
Examples  8  [1.38] ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany

Entry (2/3)9  fahavalo
Part of speech  10  noun
Root  11  valo
Explanations in French  12  [1.3] huit brasses
Vocabulary  13  Space

Entry (3/3)14  fahavalo
Part of speech  15  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
Explanations in English  21  [1.2] an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination.
Explanations in French  22  [1.3] ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère
Examples  23  [2.324] Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe.
Analogs  24  rafy, an-daniny, sakay sy maso, tsy tia, mpisompatra
Proverbs  25  Proverbs containing the word fahavalo
Quotes  26  Texts mentioning fahavalo

Anagrams  27  fahalova, fahavalo

Updated on 2025/08/10