|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  valo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 eight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 huit [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  6 8
7 VIII [3.1]
Ohatra  8  Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [2.471#63]
9  Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [2.470#151]
10  Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [2.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  24  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 13 misy io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny isa
28  Fifanampiana
29  Fampitomboana
Lahatsoratra  30 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/3) 31  valo
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 fiovana ho tsara, baboka, fifonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  34 changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  42 valom-baratra

Teny iditra (3/3) 43  valo
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes :
  • (tanosy) Dombeya anakaensis Arènes ; réf. Service Forestier 4516 ; et Dombeya danguyi Hochr. (Malvaceae). Un humoriste donne aussi ce nom à Neuropeltis sp. (Convolvulaceae), liane dont les tiges n'ont aucune solidité.
  • (Tsimihety) Dombeya ambalabeensis Arènes, réf. Service Forestier 4548 ; et Dombeya laurifolia (Bojer) Baill., d'après d'Alleizette 1272.
Voir aussi les dérivés que nous énumérons. [1.196]
Voambolana  46  Haizavamaniry
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  59 lavo, 60 lova, valo, 61 vola

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07