|
|
|
|

Entry1  fahavitrihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana
Explanations in French  4  [1.3#838] L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur
Examples  5  [2.470#] Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony.
6  [1.384#] Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny.
Root  7  vitrika
Synonyms  8  havitrika, havitrihana

Updated on 2024/12/11