|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahavoazana |
| Fototeny | 2 voa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
5 Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 defeat, failure, misfortune
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 défaite, insuccès, malheur
[1.8] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|