Entry (1/6) | 1 voa- |
Part of speech | 2 morphological form of voatra |
All compound words |
|
Entry (2/6) | 4 voa~ |
Part of speech | 5 prefix [Full list] |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) |
Explanations in English |
10 [1.7] Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven |
Explanations in French |
11 [1.12] Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés) le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka 12 [1.8] Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné 13 [1.489#I.81] Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe 14 [1.489#II.23] Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka) 15 [1.196] Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. |
Entry (3/6) | 16 voa |
Part of speech | 17 participle |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 24 10 words containing voa |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy Azo: Voan' ny sery aho izany Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana |
Explanations in English |
26 [1.7] struck, hit; wounded |
Explanations in French |
27 [1.8, 1.489#I.81, 1.196] atteint 28 [1.8, 1.489#I.81] frappé 29 [1.489#I.81, 1.196] touché 30 [1.8, 1.196] blessé 31 [1.489#I.81, 1.196] pris 32 [1.196] capturé au sens figuré : déshonoré, taché, etc. |
Analogs | 33 tratra, midradraka, mikidradraka, mibabaka, miboiboy, voa daholo, lany ringana, lany ripaka, lany tamingana, tsy nisy niangana, lambam-bary, raraka ompana |
Proverbs | 34 Proverbs containing the word voa |
Entry (4/6) | 35 voa |
Part of speech | 36 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 42 62 words containing voa |
Explanations in Malagasy |
43 [1.1] Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile |
Explanations in English |
44 [1.7] fruit; seed grain |
Explanations in French |
45 [1.8] fruit; graine 46 [1.196] Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. |
Vocabulary |
47 Botany: (in general) |
Proverbs | 48 Proverbs containing the word voa |
Article |
49 Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly |
Entry (5/6) | 50 voa |
Part of speech | 51 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
56 [1.1] Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. |
Explanations in English |
57 [1.7] kidneys |
Explanations in French |
58 [1.8] rein, rognons |
Vocabulary |
59 Biology |
Entry (6/6) | 60 voa |
Part of speech | 61 noun |
Explanations in Malagasy |
62 [1.78] [Tanosy]
tevika (aretina) |
Vocabulary |
63 Health |
Anagrams | 64 avo, ova, vao, voa~, voa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |