|
|
|
|

Entry1  fahavokisana
Part of speech  2  noun
Root  3  voky
Explanations in English  4  [1.7] satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger
Explanations in French  5  [1.8] rassasiement, état de celui qui est rassasié
Examples  6  [2.296#] Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo.
Synonyms  7  havokisana
Proverbs  8  Proverbs containing the word fahavokisana

Updated on 2025/07/29