|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahazarana |
| Fototeny | 2 zatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 habit; familiarity from use or practice or acquaintance
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 habitude
[1.3#869, 1.8] 7 familiarité par suite d'habitude [1.8] |
| Ohatra |
8 Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava.
[2.643#]
9 Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#] |
| Kamban-teny rehetra | 10 entim-pahazarana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 faharazana, fahazarana, 13 hafa razana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|