| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 zatra | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 accustomed [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 habitué; apprivoisé [1.3#869, 1.8] 6 Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3#869]  | 
| Ohatra | 
7 Mba ho zatra vahoaka, hono.
[2.4] 
 8 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356] 9 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 34Fikambanana 4 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |