|
|
|
|

Teny iditra1  fahiny
Singan-teny  2 faha~, 3 iny
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2]
Mpanahaka  7  elabe, 8  fahagola, 9  fahagolantany, 10  fahataloha, 11  fahizany, 12  taloha, 13  tanyambadikimanareza

Fivaditsoratra  fahiny, 14 fanihy, 15 fihany, 16 fihina, 17 hanify

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31