|
|
|
|

Teny iditra1  fahizany
Singan-teny  2 faha~, 3 izany
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 taloha ela, fahiny [1.1]
Ohatra  6  Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
7  Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
8  Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Tovy hevitra  9 fahizay, fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12