Entry | 1 fahotana |
Root | 2 ota |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1] |
Explanations in English |
5 sin [1.7] |
Explanations in French |
6 péché [1.8] |
Examples |
7 fahotana mahafaty izany.
[2.472#]
8 Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4#] 9 Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285#] |
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Article | 11 Randzavola: fahotana ao amin' ny Baiboly (=> ota) |
Anagrams | 12 afantaho, 13 fahotana, 14 faƱotaha, 15 fatohana, 16 tafahona |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |