|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hadisoana, heloka natao (indrindra tamin' Andriamanitra)
4 Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faute, transgression, violation; qui manque, qui oublie, qui rapporte mal les paroles de quelqu'un [1.3]
7 péché [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  23 Randzavola: ota ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)24  ota
Sokajin-teny  25  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  26 wrong, out of place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 qui manque le but; omis [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  31 ato, ota, 32 taò, tao, 33 toa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27