|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faikany |
| Fototeny | 2 faika |
| Sokajin-teny | 3 anarana faika sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 faika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 résidu, déchet
[1.13] 6 (comme faika (2)). Nom de la coque, de l'enveloppe des fruits secs dont on ne consomme que l'amande. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
7 Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany;
[2.69]
8 Potserin' ity milina ity kosa ireo sady tantavaniny hiavaka ny ranony sy ny faikany. [2.445] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 10 tsaikany |
| Fivaditsoratra | 11 akifina, faikany, 12 fanaiky, 13 fianika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|