|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaikany |
| Sokajin-teny | 2 anarana tsaika sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ny ratsy ariana amin' ny fifantenam-bary, ny faikany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 résidu, déchet
[1.13] |
| Tovy hevitra | 5 faikany |
| Kamban-teny rehetra | 6 manala tsaikany |
| Fivaditsoratra | 7 atsikina, 8 takisina, tsaikany, 9 tsinaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|