|
|
|
|

Teny iditra1  faingam-bava
Singan-teny  2 faingana, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mailaka erỳ raha hiteny, raha hamaly
6 tsy mahatam-bava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 hasty in speech. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12