|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faingana
Sokajin-teny  2  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 quick [1.2#149, 1.7]
5 speedy. See haingana
6 quickly, promptly
7 in haste. See haingana [1.2#149]
8 prompt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 prompt, qui passe vite [1.3#139, 1.8]
10 vite, qui va vite
11 avec promptitude, promptement [1.3#139]
Ohatra  12  Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia. [2.332#]
13  Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649#]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  30 haingana
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)32  faingàna
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny mpamaritra faingana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  34 (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 vite, dépêche-toi [1.3#139]

Fivaditsoratra  36 afingana, faingàna, faingana, 37 fanainga, 38 fangaina, 39 fiangana, 40 figanana, 41 ifangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27