Entry | 1 faingo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1] |
Explanations in English |
4 comma [3.1] |
Explanations in French |
5 virgule [1.5, 1.13, 1.66] |
All compound words | 6 4 combinations of this word |
Vocabulary | 7 Linguistics |
Tables and plates |
8 Punctuation marks |
Anagrams | 9 faingo, 10 figona |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |