|
|
|
|

Teny iditra1  fakofako
Fototeny  2 fako
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 sweepings, rubbish, litter
5 fig. a great number, a multitude. [1.2]
6 trash, garbage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ordures, rebut [1.8]
Ohatra  8  Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#]
9  Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#]
10  Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  13 fako
Kamban-teny rehetra  14 fakofako tsy mba kitay
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fakofako, 16 fokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09