|
|
|
|

Teny iditra1  fako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 loto [Taisaka] [1.78]
4 Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny
5 Ambany, tsinontsinona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 sweepings, rubbish, litter
7 fig. a great number, a multitude. [1.2]
8 trash, garbage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 ordures, rebut [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  20 fakofako
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fako, 23 foka, 24 kafo, 25 kofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17