|
|
|
|

Teny iditra1  falafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kiran-dravinala [Taisaka] [1.78]
4 Tahon-dravin' ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsiraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the midrib of the banana leaf. A palm. [Mal. palapah.] [Betsimisaraka] [1.2]
6 wall panels made of traveler's palm stalks [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pétioles de ravenale qu'on assemble pour constituer les murs de la case [Taisaka] [1.82]
8 tige des feuilles du ravinala, dont on fait les cloisons des maisons. [Tankarana] [1.19]
9 panneaux de tiges de palmier [1.8]
10 (du malais palapa).
11 Pétiole et feuilles sèches de certains Palmiers, de Ravenala (Strelitziaceae) ou de Bananiers, Musa sp. (Musaceae), utilisés pour la couverture des maisons, certaines cloisons, etc.
12 Suivant leur origine, on distingue falafan' akondro (pour le Bananier),
13 falafam-pontsy ou
14 falafandravinala (pour le Ravenala), etc. [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [1.196]
Ohatra  15  ny falafa efa voasilatsilaka be ihany, ny sasany aza efa tapaka mihitsy [2.357]
16  |Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana [2.499]
17  malefaka hoatra ny sampam-palafa ny volony milantolanto, sady mangilohilo toy ny goaika [2.996]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Voambolana  20  Taozava-baventy 21  Haizavamaniry: hazo palma
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17