|
|
|
|

Entry (1/2)1  falim-po
Part of speech  2  locution
Root  3  faly, fo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [falim-po] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra
Synonyms  5  faly raviny, faly volony

Entry (2/2)6  falimpo
Part of speech  7  noun
Elementary words  8  faly, fo
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be
Explanations in English  10  [1.2] [falim-po] A present for some favour, a gift.
Explanations in French  11  [1.3] [falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu

Anagrams  12  falim-po, falimpo

Updated on 2025/08/10