|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famakiakora
Singan-teny  2 famaky, 3 akora
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-borona, izay atao koa hoe famakisifotra
6 (Anastomus madagascariensis) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a species of bird allied to the cuckoos, belonging to a genus peculiar to Madagascar.
8 Cochlothraustes delalandei, Temm. [Betsimisaraka] [1.2]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10 famakisifotra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)13  famakiakora
Singan-teny  14 famaky, 15 akora
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 the name of a species of stork, same as falamakavava [Betsimisaraka] [1.2]
Voambolana  18  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  19 falamakavava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17