|
|
|
|

Entry (1/2)1  famaky
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  vaky
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony
Explanations in French  7  [1.3] ce qu'on peut fendre, manière de fendre

Entry (2/2)8  famaky
Part of speech  9  noun
Root  10  vaky
All compound words 
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra
Explanations in English  21  [1.2] An axe, a hatchet.
22  [1.7] an ax, a cleaver
Explanations in French  23  [1.3#802, 1.8] hache
Examples  24  [1.437#] Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
25  [2.332#] Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
Vocabulary  26  Tools
Proverbs  27  Proverbs containing the word famaky
Article  28  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29  faikam, fakaim, famaky, ifakam, mifaka, mifakà, mikafa

Updated on 2025/08/10