|
|
|
|

Entry1  famaly
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  valy
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fomba entina mamaly
Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny
Explanations in French  7  [1.3] ce qu'on peut répondre
manière de répondre
Examples  8  [2.324] Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando

Anagrams  9  afalim, alafim, famaly, filama, mafy la

Updated on 2025/07/29