|
|
|
|

Entry1  famankonana
Part of speech  2  noun
Root  3  vankona
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona
Explanations in French  6  [1.13] corroyage
Examples  7  [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo.
8  [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
Vocabulary  9  Technology

Updated on 2025/08/10