|
|
|
|

Teny iditra1  famantaranavaratra
Singan-teny  2 famantarana, 3 avaratra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The mariner's compass [1.2]
7 a compass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 boussole [1.8]
Ohatra  9  Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Voambolana  10  Fitaovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12