Entry | 1 famantarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fantatra |
All compound words | 4 16 words containing famantarana |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo |
Explanations in English |
6 [1.2] sign, an indication, a mark, a symptom. 7 [1.7] a sign, an indication, a mark |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] marque 9 [1.8] signe, indication 10 [1.13] signalisation, indice, symptôme |
Examples |
11 [1.437#] famantarana fa mpamosavy, hono. 12 [2.508#] Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy 13 [2.285#] Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena 14 [1.381#] Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona |
Article |
15 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 famantarana, manatrafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |