|
|
|
|

Teny iditra1  famantarandrivotra
Singan-teny  2 famantarana, 3 rivotra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [famantaran-drivotra] 6 A weather-cock. [1.2]
Voambolana  7  Fitaovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12