|
|
|
|

Entry1  famantsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika [1.1]
Explanations in French  4  Un fin matois, un rouĂ©, un politique habile, un madrĂ©, quiconque excelle dans son genre [1.3#141]
Examples  5  Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno. [1.437#]
All compound words  6  2 combinations of this word
Analogs  7  kinga, fetsy, konjo

Updated on 2025/10/08