|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famaranana |
| Fototeny | 2 farana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
5 famitana, fanaperana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a smoothing-knife
7 the final declaration about business that has been done. [1.2] 8 the end or finishing of something; the act of smoothing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 la terminaison
[1.3] 10 la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3] 11 action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8] 12 terminale [1.66] |
| Ohatra |
13 Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
[2.245]
14 Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | famaranana, 18 fanamarana, 19 fanaramana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|