|
|
|
|

Entry1  famaritana
Part of speech  2  noun
Root  3  faritra
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana
9  [1.13] fanomezana fanazavana ny teny iray
Explanations in French  10  [1.3#155] l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument
11  [1.13] définition
Examples  12  [4.27#2007/04/21] Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy?
13  [2.285#182] Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana?
14  [2.606#83] Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina.

Anagrams  15  famaritana, famiratana, firamatana

Updated on 2025/08/10