|
|
|
|

Teny iditra1  fambango
Fototeny  2 bango
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mambango na mandraotra ny volo ka manambatra azy ho randrana tokana na roa na telo
5 azo bangoina [1.1]
Tovy hevitra  6 fanabango

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12