| Entry | 1 fambedana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 beda |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka |
| Explanations in French |
5 [1.3] L’action de saisir, le motif |
| Synonyms | 6 fanabedana, fibedana |
| Anagrams | 7 fambedana, fanademba |
| Updated on 2025/07/29 |
|