|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 beda
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin' ny sandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 See tana, geja, hazona, fihitra, sambotra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Action de saisir en embrassant à bras le corps, de mettre la main sur, d’empoigner [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)28 beda
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 feta, fotaka malemy eny an-tanimbary [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  31 beda, 32 dabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19