|
|
|
|

Entry1  famboly
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  voly
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora
Examples  5  [1.437#] Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony.
6  [2.508#] Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany.

Updated on 2024/12/11