|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fambosiana
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fitarihana, fitaomana, famokisana [1.1]
Mpanahaka  5  fanaboniana, 6  fanabosiana

Teny iditra (2/3)7  fambosiana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 catalyse [1.13]
Voambolana  10  Simia

Teny iditra (3/3)11  fambosiana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 hery manosika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14 impulsion [1.13]
Voambolana  15  Fizìka
Kamban-teny rehetra  16 vanim-pambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09