|
|
|
|

Teny iditra1  ambosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 famporisihana olona hanao zavatra iray
4 famporisihana, famokisana olona tsy hanaiky, tsy hankasitraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 flattery, deception by raising false hopes, creating undue confidence; prompting to fight, yet not in a fair quarrel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 excitation, encouragement soit en bien soit en mal [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  24 abony, abosy

Fivaditsoratra  ambosy, 25 misabo, 26 saimbo, 27 simbao, 28 sombia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19