|
|
|
|

Entry1  famelabelarana
Part of speech  2  noun
Root  3  velabelatra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.13] fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra
Explanations in French  6  [1.13] développement
Examples  7  [2.245#176] Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika
8  [2.606#121] Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra
9  [2.270#44] Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa

Updated on 2025/08/10