Entry | 1 famerenana |
Root | 2 verina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra [1.1] |
Explanations in English |
5 [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck. [1.2] |
Explanations in French |
6 Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand [1.3#141] 7 L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu [1.3#828] 8 rappel [1.13] |
Examples |
9 Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena.
[2.332#11]
10 efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana; [2.113#3] 11 ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy. [1.384#] |
All compound words | 12 7 combinations of this word |
Anagrams | 13 famerenana, 14 fanemerana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |