|
|
|
|

Entry1  famerezana
Part of speech  2  noun
Root  3  very
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana
Explanations in French  5  [1.3#827] L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause
Examples  6  [2.366#] Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka

Updated on 2025/07/29