|
|
|
|

Entry1  fametsovetso
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  vetsovetso
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny
Azo vetsovetsoina
Synonyms  5  fivetsovetso

Updated on 2024/12/11