Entry | 1 familiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vily |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana |
Explanations in French |
7 [1.13] dérivation 8 [1.13] volant de direction |
Examples |
9 [2.471#] Ety amin' ny familiana avokoa! 10 [2.332#] Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. |
Vocabulary |
11 Physics |
Anagrams | 12 famalinay, familiana, lafi-maina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |