|
|
|
|

Entry (1/2)1  family
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  vily
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamily
Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
Azo avily
Explanations in French  5  [1.3] ce qu'on peut détourner, manière de détourner
Examples  6  [2.270#] Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo!

Entry (2/2)7  family    
Part of speech  8  noun
Morphology 
9  Simple :
All compound words 
Explanations in English  11  [1.17] fianakaviana, tarakaka
karazana
Examples  12  [2.424#] Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation.

Anagrams  13  family, filima, mifaly

Updated on 2025/08/10